Entry solaitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1]
Explanations in English A slate for writing [1.7]
Explanations in French Ardoise d'écolier [1.8]
 Ardoise [1.13]
Examples 
1Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra. [2.117]
2Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437]
Vocabulary 
Compound words 
Hypernym vato
Co-hyponyms albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay
Origin English: slate.

Updated on 2023/10/08