Entry (1/2) | 1 vato |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Geology |
Explanations in Malagasy |
9 Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany 10 Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato 11 Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona 12 Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana 13 Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany [1.1] |
Explanations in English |
14 a stone, a rock, a vote [1.7] |
Explanations in French |
15 pierre [1.8, 1.13] 16 roche, caillou [1.13] |
Examples |
17 Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka. [2.356] 18 Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643] 19 Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Patronyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Hyponyms |
|
Proverbs | 131 Proverbs containing the word vato |
Article |
132 Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 133 vato |
Part of speech | 134 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
136 Health |
Explanations in Malagasy |
137 vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13] |
Explanations in French |
138 gravelle [1.3] 139 calcul [1.54] 140 calcul rénal [1.13] |
Anagrams | 141 tavo, tova, vato |
Updated on 2024/09/04 |