|
|
|
|

Entry1  sintona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [1.1]
Explanations in French  9  action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
10  diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [1.3]
11  traction
12  retrait, dérivées, dérivation [1.13]
Examples  13  Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4]
14  Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Compound words 

Anagrams  17  sintona, tsinona

Updated on 2023/07/13