| Entry | 1 sintonina |
| Root | 2 sintona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana
9 Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato 10 Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana 11 Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga 12 Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1] |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 anontsiny, 15 sinintona, sintonina |
| Updated on 2026/04/21 |
|