|
|
|
|

Entry (1/2) 1  misintona
Root  2 sintona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
9 Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
10 Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Examples  11  Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472#233]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 13  misintòna
Root  14 sintona
Part of speech  15  imperative of active verb misintona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  misintona, misintòna

Updated on 2026/08/13