Entry (1/2) | 1 siaka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Halozana, faharatsiam-panahy 5 Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1] |
Explanations in English | 6 fierceness, violence [1.7] |
Explanations in French | 7 méchanceté [1.3#602, 1.8]8 violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie 9 goût piquant de certaines herbes 10 causticité, violence de language [1.3#602]11 Goût piquant de certaines plantes [1.196] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 20 siaka |
Part of speech | 21 noun |
Vocabulary |
22 Sound |
Explanations in Malagasy | 23 Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina 24 Feo entina miantso. [1.1] |
Explanations in English | 25 whistling [1.7] |
Explanations in French | 26 action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3#603]27 sifflement [1.8] |
Examples |
28 Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39] 29 Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99] |
Derivatives |
|
Synonyms | 34 sioka |
Zoonyms |
|
Proverbs | 36 Proverbs containing the word siaka |
Anagrams | 37 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Updated on 2021/11/01 |