Entry | 1 sioka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1] |
Examples |
4 Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 11 siaka |
Compound words |
|
Anagrams | 13 akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Updated on 2020/07/31 |