|
|
|
|

Entry1  hasiahana
Root  2  siaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1]
Explanations in English  5  fierceness, violence [1.7]
Explanations in French  6  Méchanceté [1.3#222, 1.8]
7  férocité [1.8]
Examples  8  Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9  Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Anagrams  10  hasahiana, hasiahana

Updated on 2024/02/19