Entry 1/2 sedra
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [1.1]
Explanations in English A trial
Tried or tested [1.7]
Explanations in French éprouvé [1.8]
 épreuve [1.13]
Examples Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [2.472]
Derivatives 
Titles Sahy sedra Mizana tsindrian’ ila
Sedra

Entry 2/2 Sedra
Part of speech name (book title)
Author Andriamanantena Georges
Publishings 1993.
Vocabulary 
Elementary words sedra
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/10/08