|
|
|
|

Entry 1  sedraina
Root  2 sedra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io?
9 Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1]
Explanations in English  10 to be tried or tested [1.7]
Explanations in French  11 qu'on met à l'épreuve [1.8]

Anagrams  12 isedrana, sedraina

Updated on 2026/04/20