Entry | 1 satry |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy | 3 Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1] |
Explanations in English | 4 intended; wished; to intend, to prefer [1.7] |
Explanations in French | 5 voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]6 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8] |
Examples |
7 Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 ratsy, satry |
Updated on 2023/08/11 |