|
|
|
|

Entry (1/3)1  salama
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy marary, tsy marofy. [1.1]
Explanations in English  4  Well, healthy [1.7]
Explanations in French  5  Qui est en bonne santé [1.3]
6  Bien portant, en bonne santé [1.8]
Examples  7  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
8  Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471]
9  Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
Derivatives 
10  Nouns :
11  Adjectives :
Synonyms  12  salamalama
Analogs  13  Tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina
Compound words 

Entry (2/3)16  salama
Part of speech  17  interjection
Explanations in English  18  [Arabic salam] how do you do? [1.7]
Explanations in French  19  [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]
Tables and plates  20  All the interjections

Entry (3/3)21  salama
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Botany
Explanations in French  24  (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [1.196]
Scientific name 

Updated on 2023/10/08