|
|
|
|

Entry1  safelika (felika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra [1.10]
4  Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika [1.1]
5  Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo [1.1]
6  Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
Explanations in French  7  Détours [1.3, 1.5]
8  Tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche [1.3]
9  Action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter [1.3]
10  Ruses, ambages, circonlocutions, allusions [1.3]
11  Action de surprendre par des détours [1.5]
Examples  12  Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Nouns :
19  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word safelika

Anagrams  23  fiselaka, safelika

Updated on 2023/10/02