Entry rombaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1]
Examples Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996]
Derivatives 
 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31