|
|
|
|

Entry 1  ifandrombahana
Root  2 rombaka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! [1.232]
8  Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895#162]
9  Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503#44]

Updated on 2026/04/19