Entry rombahina (rombaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny
Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana [1.1]
Explanations in English To be snatched away [1.7]
Explanations in French Qu'on saisit et enlève par force [1.8]
Morphology 
Present : rombahina, rombahiko, rombahinao, rombahiny, rombahintsika, rombahinay, rombahinareo, rombahin', rombahin-, rombahim-, rombahi-
Past : norombahina, norombahiko, norombahinao, norombahiny, norombahintsika, norombahinay, norombahinareo, norombahin', norombahin-, norombahim-, norombahi-
Future : horombahina, horombahiko, horombahinao, horombahiny, horombahintsika, horombahinay, horombahinareo, horombahin', horombahin-, horombahim-, horombahi-
Imperative : rombahy, rombaho
Proverbs 

Updated on 2023/01/20