Entry |
mandritra
(ritra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahatankina: Mandritra dobo Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
|
Explanations in French | Dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mandritra |
Past : |
nandritra |
Future : |
handritra |
Imperative : |
mandrita |
|
|
Entry |
mandritra
(ritra)
|
Part of speech | preposition
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
|
Explanations in English | During, until the end of [1.7]
|
Explanations in French | Pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
|
Examples |
1 | Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro.
[2.470]
|
2 | Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|