Entry fandritra (ritra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana
Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1]

Updated on 2023/04/14