Entry | 1 rava |
Part of speech | 2 participle |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa 9 Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay 10 Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] |
Explanations in English |
11 ruined, destroyed [1.7] |
Explanations in French |
12 démoli, détruit [1.8] |
Examples |
13 Tsy ela dia rava ny trano; [2.470] 14 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 18 simba, rota, levona, fongana, miongana, mirodana, ambony ambany, tsy misy vato mifanongoa |
Compound words |
|
Titles |
|
Anagrams | 23 rava, vara |
Updated on 2023/08/12 |