Entry levona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
Lany: Levon' ny omby ny varinay
Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1]
Explanations in English Consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7]
Explanations in French Consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8]
Examples 
1levona ny harena be. [2.59]
2Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Derivatives 
 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31