|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandrava
Root  2 rava
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
9 hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
10 Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
11 Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1]
Explanations in English  12 to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7]
Explanations in French  13 ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8]
Examples  14  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
15  Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48#81]
Combinations  16  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrava
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 18  mandravà
Root  19 rava
Part of speech  20  imperative of active verb mandrava [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mandravà, mandrava

Updated on 2026/08/13