|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomaso
Elementary words  2  rano, maso
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Adjectives :
Vocabulary  5  Biology
Explanations in Malagasy  6  Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy [1.1]
Explanations in English  7  Tears. [Mal. Ayer mata.] [1.2]
8  tears [1.7]
Explanations in French  9  larmes [1.8]
10  larme [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  11  Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [2.324]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Analogs  14  tomany, tany
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word ranomaso

Entry (2/2)24  ranomaso
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  vola fampiononana amin'ny fahoriana [Taisaka] [1.78]
27  famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  28  manorosa, manosora, ranomaso

Updated on 2023/06/19