|
|
|
|

Entry1  ranomasimbe
Elementary words  2  ranomasina, be
Part of speech  3  noun
Examples  4  [2.508] Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra !
5  [2.356] Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe.
6  [2.499] Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny?
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Synonyms  8  bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina

Updated on 2024/12/10