Entry | raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1] | |
Synonyms | raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho | |
Elementary words | raha ; baka ; misisika ; ianao ; izaho ; kirongo ; azo ; idirana | |
Updated on 2023/07/30 |
![]() |