|
|
|
|

Entry1  ianao
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: [1.1]
4  Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
Explanations in English  5  Thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
6  Same as hianao [1.7]
Explanations in French  7  Vous (employé pour toi) [1.3]
8  Vous (respect) [1.5]
9  Même que hianao [1.8]
10  (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [1.6]
Examples  11  Hahita loza ianao! [2.528#]
12  Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#]
13  ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#]
14  Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#]
Other spellings  15  hianao
Compound words 
Tables and plates  20  All the pronouns
21  All the pronouns

Anagrams  22  aoina, ianao

Updated on 2021/10/05