|
|
|
|

Entry1  antonona
Root  2  tonona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Ampy: Antonona azy ve io vary io
5  Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany
6  Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1]
Explanations in English  7  suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2]
Examples  8  Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany. [2.499]
9  Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38]
10  Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470]
Proverbs  11  Proverbs containing the word antonona

Anagrams  12  antonona, onontana, tononana

Updated on 2020/07/31