Entry | 1 miomby |
Root | 2 omby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy |
Examples |
5 dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48] |
Vocabulary |
6 Zoology: (in general) |
Morphology |
|
Anagrams | 10 imboim, miomby |
Updated on 2023/01/20 |