Entry noho ny hafenoan-drano be loatra
Elementary words noho ; hafenoana ; rano ; be loatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany [1.1]

Updated on 2023/11/20