|
|
|
|

Entry1  hafenoana (feno)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka [1.1]
4  Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1]
Synonyms  5  hafeno, fahafenoana
Compound words 

Anagrams  7  fahenoana, fanehoana, hafenoana

Updated on 2023/08/11