Entry | 1 mizaha fandrin' omby |
Elementary words | 2 mizaha, fandry, omby |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina |
Explanations in French |
5 [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite |
Updated on 2023/09/04 |