|
|
|
|

Entry 1  mizaha
Root  2 zaha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka
9 Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko
10 Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1]
11 [Bezanozano] mijery [1.78]
12 [Sihanaka] mijery, mitazana, mitady [1.78]
Explanations in French  13 Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3]
Examples  14  ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro; [2.59#222]
15  Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#123]
16  Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366#194]
Combinations  17  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mizaha
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 mihaza, mihazà, mizaha

Updated on 2026/08/06