|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mitsara
Root  2 tsara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
9 Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
10 Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
11 Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1]
Explanations in English  12 to judge [1.7]
Explanations in French  13 juger [1.3#753, 1.8]
14 corriger [1.8]
Combinations  15  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsara

Entry (2/3) 16  mitsara
Root  17 tsara
Part of speech  18  imperative of active verb mitsara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Entry (3/3) 19  mitsara
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21 [Bara] miteny [1.78]

Anagrams  22 maratsy, 23 misatra, mitsara, mitsarà, 24 samatry, 25 Simrata

Updated on 2026/08/15