|
|
|
|

Entry 1  mitandrina
Root  2 tandrina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka
9 Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny
10 Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao
11 Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy [1.1]
Explanations in English  12 to take care of; to look after; to be careful [1.7]
Explanations in French  13 prendre soin de, surveiller; avoir soin [1.8]
Examples  14  Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [2.4#69]
Analogs  15  mahakandikandy, 16  mahavatra, 17  mandala, 18  manolokolo, 19  miahy, 20  miambina, 21  miandry, 22  miaro, 23  mikajy, 24  mikarakara, 25  mikojakoja, 26  mikolokolo, 27  mikononkonona, 28  misaingy, 29  misoroka, 30  mitaiza, 31  mitandro, 32  mitity, 33  mitsabo, 34  mitsimbina
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22