|
|
|
|

Entry 1  manolokolo
Root  2 kolokolo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1]
Explanations in English  9 to treat with special care, to cherish [1.7]
Explanations in French  10 prendre soin de; chérir [1.8]
Examples  11  Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470]
Synonyms  12 manakolokolo

Updated on 2026/04/22