|
|
|
|

Entry (1/2)1  mimenomenona
Root  2  menomenona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra [1.1]
Examples  5  Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  1.1^^=mikamenona=mimoimoy=mikafara=mimonomonona=mimonjomonjo=mikahonkahona=mikoinkoina=mikobabaka=mingonongonona=mikodradraka=mikaikaika=mitaraina=mikonaina=manao lemozy=mentsomentsona

Entry (2/2)11  mimenomenòna
Root  12  menomenona
Part of speech  13  imperative of active verb mimenomenona
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Tables and plates  15  All the active imperatives

Anagrams  16  imenomenonam, inemonemonam, mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona, niemonemonam, imenomenonam, inemonemonam, mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona, niemonemonam

Updated on 2023/03/02