|
|
|
|

Entry 1  mikaikaika
Root  2 kaikaika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany
9 Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany
10 Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra
11 Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina [1.1]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  mikaikaika, 13 mikiakiaka

Updated on 2026/04/21