|
|
|
|

Entry 1  mikororosy
Root  2 kororosy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao ankororosy
9 Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
10 Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1]
Explanations in English  11 to slide; to fall down [1.7]
Explanations in French  12 glisser, dégringoler [1.8]
Examples  13  Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha. [1.369#]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mikororosy
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21