| Entry (1/3) | 1 fahana |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
10 Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa
11 Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] |
| Explanations in English |
12 that which is the sustinence or support of another.
[1.2] |
| Explanations in French |
13 soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant
14 figuré: obstination [1.3#137] |
| Combinations | 15 9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahana |
| Entry (2/3) | 16 fahana |
| Part of speech | 17 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
28 [Antesaka] sakafo
[1.78] 29 Sakafo omem-bahiny 30 Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely 31 Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy 32 Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy 33 Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady 34 Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] |
| Explanations in English |
35 that without which nothing has any consistency
36 nourishment, strength, ration, subsistence, complement 37 that which has been made firm, complete, or solid 38 a gun charge 39 a present of food to strangers 40 the weft in weaving [1.2] 41 a gift of food, food [1.7] |
| Explanations in French |
42 cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration
43 charge d'une arme à feu 44 action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3#137] 45 [Antesaka] qu'on nourrit [1.82] 46 cadeau en vivres; nourriture [1.8] |
| Examples |
47 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres)
[1.3#137]
48 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 49 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 50 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 51 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 52 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
| Vocabulary | 53 Economy: food |
| Combinations | 54 9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahana |
| Entry (3/3) | 55 faha~na |
| Part of speech | 56 circumfix [Full list] |
| Anagrams | fahana, faha~na, 57 fanaha, 58 hafàna |
| Updated on 2026/08/13 |
|