|
|
|
|

Entry 1  mikorododo
Root  2 korododo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo hisaraka [1.1]
Synonyms  9 dodona, maika, malady, malaky

Updated on 2026/04/22