|
|
|
|

Entry 1  maika
Root  2 aika
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16 Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho
17 Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
18 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1]
Explanations in English  19 in a hurry [1.7]
Explanations in French  20 pressé [1.8]
Examples  21  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
22  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
23  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Synonyms  24 aniritra, ankamehana, dodoka, dodona, dodotra, forehitra, kododona, kongomaika, kongorevo, maimay, maintavo, miheninkenina, mikododoka, mikorobobo, mikoropaka, milomay, minitinitika, mirotoroto, misalehotra, misehotra, mitaitay, mivoajamala, petatoko, rodoka, rototra, sevotsevoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, sondrodrahona, tandrametaka, tandrevaka
Combinations  25  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maika
Proverbs  26  Proverbs containing that word

Anagrams  27 Akima, 28 amaky, maika, 29 Makay, 30 makia, 31 miakà

Updated on 2026/04/22