|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mikoriana
Root  2 koriana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
9 Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany
10 Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
Explanations in English  11 to flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
Explanations in French  12 couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
Analogs  13  Misononoka

Entry (2/2) 14  mikoriàna
Root  15 koriana
Part of speech  16  imperative of active verb mikoriana [Full list]
Explanations in French  [1.3]
Other spellings  17 mikoriava

Anagrams  18 imokirana, mikoriàna, mikoriana

Updated on 2026/08/14