Entry misononoka (sononoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako
Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io [1.1]
Examples Irony rano eny an-tampon'Ankaratra
tazanin-davitra mamirapiratra
hatonina akaiky misononoka fandeha
voromanga voatora-defona
ka tsy mijanona tsy any Itasy
[2.131]
Morphology 
Present : misononoka
Past : nisononoka
Future : hisononoka
Imperative : misononoha

Updated on 2023/01/20