|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihamina (hamina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana 4  (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  mihaminkamina

Entry (2/2)10  mihamìna (hamina)
Part of speech  11  imperative of active verb mihamina
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]
Synonyms  14  mihaminkamìna
Tables and plates  15  All the active imperatives

Anagrams  16  mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna, mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna

Updated on 2023/01/20