Entry | 1 miempaka |
Root | 2 empaka |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho [1.1] |
Explanations in English |
6 to swell and blister [1.7] |
Explanations in French |
7 être écorché, avoir des ampoules [1.8] |
Examples |
8 Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 miempakempaka |
Analogs | 13 miompaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miempaka |
Anagrams | 15 mampaike, mampiake, miempaka |
Updated on 2023/01/20 |