|
|
|
|

Entry1  mikipaka
Root  2  kipaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
5  Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1]
Explanations in French  6  Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous) [1.3#333]
Examples  7  Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#]
8  Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mikipaka

Anagrams  14  mikipaka, mpikaika, mpikiaka

Updated on 2024/02/05