|
|
|
|

Entry1  miendaka
Root  2  endaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Explanations in English  5  to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Explanations in French  6  se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Examples  7  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
8  Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word miendaka

Updated on 2023/01/20