Entry miaramila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1]
Explanations in English A soldier [1.7]
Explanations in French Soldat [1.8]
Examples 
1Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
2Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471]
3Nijanonjanona ny fanenjehan' ny miaramila [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: mirmillon.
Analogs  lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando
Proverbs 

Updated on 2020/07/31