|
|
|
|

Entry (1/3) 1  manofa
Root  2 hofa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
Explanations in English  9 to rent, to pay rent for [1.7]
Explanations in French  10 louer, payer un loyer [1.8]

Entry (2/3) 11  manofa
Root  12 hofa
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14 Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
15 Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]

Entry (3/3) 16  manofà
Root  17 hofa
Part of speech  18  imperative of active verb manofa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  19 famaño, 20 famona, 21 fañamo, fanamo, 22 mafona, 23 manafo, manofa, manofà

Updated on 2026/08/21