|
|
|
|

Entry (1/3) 1  miankina
Root  2 ankina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika
9 Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa
10 Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1]
Explanations in English  11 to recline on, to lean against
12 to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2]
Explanations in French  13 s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur)
14 se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3]
Examples  15  Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [2.472#216]
16  ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48#683]
Combinations  17  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miankina

Entry (2/3) 18  miankina
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20 [Tanosy] maty (raha olon-dehibe) [1.78]

Entry (3/3) 21  miankìna
Root  22 ankina
Part of speech  23  imperative of active verb miankina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  24 mañaniky, mananiky, 25 manikìna, manikina, 26 maninika, 27 miankany, miankina, miankìna

Updated on 2026/08/19