Entry 1/2 mialo (alo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy?
Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1]
Explanations in English To moisten, as in alozina
To remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
To carry messages from one to another. [1.2]
Explanations in French Servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3]
Morphology 
Present : mialo
Past : nialo
Future : hialo
Imperative : mialoza

Entry 2/2 mialo
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mifanandro [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20